Teny iditra dinahina (dinaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Velezina, dabohana, kapohina tsy ananana antra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be beaten, to be cudgeled. Reduplicative also used [Richardson 1885]
Endriteny 
dinahina
dinahiko
dinahinao
dinahiny
dinahintsika
dinahinay
dinahinareo
dinahin'
dinahin-
dinahim-
dinahi-
nodinahina
nodinahiko
nodinahinao
nodinahiny
nodinahintsika
nodinahinay
nodinahinareo
nodinahin'
nodinahin-
nodinahim-
nodinahi-
hodinahina
hodinahiko
hodinahinao
hodinahiny
hodinahintsika
hodinahinay
hodinahinareo
hodinahin'
hodinahin-
hodinahim-
hodinahi-
dinaho

2010/05/14