Teny iditra dinaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vely, daboka, famonoana amin' ny kapoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   flogging, beating violently. See havokavoka [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   action de battre violemment [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
dinaka
dinako
dinakao
dinany
dinatsika
dinakay
dinakareo
dinak'
dina-
dinaky

Teny iditra dinaka (daka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana anglisy   [passive with infix] [Richardson 1885]
Ny bikany  
dinaka
dinako
dinakao
dinany
dinatsika
dinakay
dinakareo
dinak'
dina-
dinaky
nodinaka
nodinako
nodinakao
nodinany
nodinatsika
nodinakay
nodinakareo
nodinak'
nodina-
nodinaky
hodinaka
hodinako
hodinakao
hodinany
hodinatsika
hodinakay
hodinakareo
hodinak'
hodina-
hodinaky

Teny iditra dinaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Sihanaka] fanarian-drano an-dakana, dinaka [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/09/04