Teny iditra dingana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
¶ Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a step, a leap [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   pas, enjambée [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [ ]
2Dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [Randriamamonjy: Tantara, takila 334]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   dika ~ vikina
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02