Teny iditra dinginana (dingina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy ihoarana, songonana: Nodinginan' ny mpifaninana aminy rehetra izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be exceeded, to be left behind [Richardson 1885]
Endriteny 
dinginana
dinginako
dinginanao
dinginany
dinginantsika
dinginanay
dinginanareo
dinginan'
dinginan-
dinginam-
dingina-
nodinginana
nodinginako
nodinginanao
nodinginany
nodinginantsika
nodinginanay
nodinginanareo
nodinginan'
nodinginan-
nodinginam-
nodingina-
hodinginana
hodinginako
hodinginanao
hodinginany
hodinginantsika
hodinginanay
hodinginanareo
hodinginan'
hodinginan-
hodinginam-
hodingina-
dingino

2010/05/14