Teny iditra dinidiniho (dinidinika (dinika))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao dinidinihina [fitanisana]
Ohatra 
1Koa aza bantiana avy hatrany ny anganoko, fa mba dinidiniho sy tsakotsakoy ihany. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 121]
2Izay àry no antony namoriana anareo, koa dia dinidiniho sy fakafakao ary tsakotsakoy any an-tranonareo any avy izany. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 135]

2015/09/19