Teny iditra dinitrombalahy > dinitr' ombilahy (dinitra, omby, lahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy [ dinitr' ombalahy ] hatsembohana mipotrapotraka be [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the cold sweat of a dying person [Richardson 1885]
Famaritana frantsay grosses gouttes de sueur [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra dinitr' aomby