Teny iditra dio
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsy fisiana loto na pentina; fangarangaranana sy tsy fananan-tsiny na kilema; tsy fifangaroana amin-javatra hafa: Tsy mbola mahafa-po ahy ny dion' itỳ vilia itỳ [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   cleanliness, purity, brightness. Lio is used in some provinces for dio [See note to diavolana] [Richardson 1885]
   cleanliness [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   propreté [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   corps à l'état pur [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny dio itý (3): Madiolamba, Madiorano, Sahamadio

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02