Teny iditra diovina (dio)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Sasana, atao afa-doto: Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso / Diovy ny fonao
Fotsina: Efa nodiovin' ny miaramila ve ny benitra?
Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin' ny dahalo ny tanàna tao Ananona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be cleansed, to be purified [1.2]
 To be cleaned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on nettoie, qu'on purifie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : diovina, dioviko, diovinao, dioviny, diovintsika, diovinay, diovinareo, diovin', diovin-, diovim-, diovi-
Ny lasa : nodiovina, nodioviko, nodiovinao, nodioviny, nodiovintsika, nodiovinay, nodiovinareo, nodiovin', nodiovin-, nodiovim-, nodiovi-
Ny hoavy : hodiovina, hodioviko, hodiovinao, hodioviny, hodiovintsika, hodiovinay, hodiovinareo, hodiovin', hodiovin-, hodiovim-, hodiovi-
Filaza mandidy : diovy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20