Teny iditra diovy (dio)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao diovina [fitanisana]
Ohatra 
1Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso [Rajemisa 1985]
2Diovy ny fonao [Rajemisa 1985]

2012/11/01