Teny iditra dipaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. du pain] Karaza-mofo vita amin' ny lafarinina, ary foto-tsakafon' ny firenena maro, indrindra ny any Eoraopa [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: du pain.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31