Teny iditra diplôfazy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambaratongam-piovana ao amin'ny tsingerin'asan'ny krômôzôma mahatonga ny selan'ny vatana hanana krômôzôma 2N [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Diplophase [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31