Teny iditra disa
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Enti-milaza hitsaka, hosy, fitetezana amin' ny tongotra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Root word. Lisa is also used [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra disa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] toto na fitotoana [Rakotosaona 1972]
  [Bara] toto, fitotoana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] action de piler [Deschamps 1936]
Teny mitovy hevitra lisa

Teny iditra disa
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy  [Taisaka] totoina [Rakotosaona 1972]

2012/06/20