Teny iditra diso paika (diso, paika)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   tsy nahay nandeha na nahay tetika ka resy na voa [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   faire un faux coup (jeu de fanorona) [Abinal 1888]
   trompé dans ses calculs ( gaina)
¶ qui se trompe dans ses calculs ( diso) [tohiny Rajemisa: Vakoka]

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/28