Teny iditra | diso fampana | |
Singan-teny | diso ; fampana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihoatra ny mety, mihoa-pampana be loatra. [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [fampana, a chasm, a precipice] excess, superfluity. Probably from water flowing over in excess. See mihoa-pampana [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |