Teny iditra disoina (diso)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsy natao marina: Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao
Dikaina: Nodisoinao ny lalàna ka hofaizina ianao
Melohina: Disoikony hevitrao, Raondriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be transgressed, to be erred against, to be offended, to be made guilty [1.2]
 To be held guilty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on blâme [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : disoina, disoiko, disoinao, disoiny, disointsika, disoinay, disoinareo, disoin', disoin-, disoim-, disoi-
Ny lasa : nodisoina, nodisoiko, nodisoinao, nodisoiny, nodisointsika, nodisoinay, nodisoinareo, nodisoin', nodisoin-, nodisoim-, nodisoi-
Ny hoavy : hodisoina, hodisoiko, hodisoinao, hodisoiny, hodisointsika, hodisoinay, hodisoinareo, hodisoin', hodisoin-, hodisoim-, hodisoi-
Filaza mandidy : disoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20