Teny iditra diso vava
Singan-teny diso ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Nanao hadisoam-pitenenana (nahatonga ilay fitenenana hoe vava diso tsy mba kabary) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A slip of the tongue, an unbecoming expression [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17