Teny iditra ditiana (dity)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Akambana sy araikitra amin' ny dity [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be gummed, to be made to adhere to. Ditivina is used in the provinces [Richardson 1885]
 to be gummed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on colle [Hallanger 1974]
Endriteny 
ditiana
ditiako
ditianao
ditiany
ditiantsika
ditianay
ditianareo
ditian'
ditian-
ditiam-
ditia-
noditiana
noditiako
noditianao
noditiany
noditiantsika
noditianay
noditianareo
noditian'
noditian-
noditiam-
noditia-
hoditiana
hoditiako
hoditianao
hoditiany
hoditiantsika
hoditianay
hoditianareo
hoditian'
hoditian-
hoditiam-
hoditia-
ditio
Teny mitovy hevitra ditina ~ ditivina

2010/05/14