Teny iditra ditra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2]
 Stubbornness, obstinacy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Entêtement; obstination dans le mal [1.8]
 Bêtise [1.13]
Haiendriteny 
Tsotra : ditra, ditrako, ditranao, ditrany, ditrantsika, ditranay, ditranareo, ditran', ditr', di-, ditry
Sampanteny 
 
Tovy hevitra hery loha ~ kiry
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra ditra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tanimanga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Argile [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ditra, ditrako, ditranao, ditrany, ditrantsika, ditranay, ditranareo, ditran', ditr', di-, ditry
Tovy hevitra tanimanga
Kamban-teny 
Mpanahaka  tany ditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11