Teny iditra ditsika
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika a [...]
¶ Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny m [...]
¶ Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra k [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   poussière dans l'oeil. [Tankarana] [David 1952 (takila L)]
   Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
¶ (ivrogne) ébloui par l'alcool
¶ terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [Abinal 1888]
Sampanteny  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   dintsika
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10