Teny iditra doa > doaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vovoka na setroka mitorajofo, ary misy fofona toa manempotra kely na mafaraka mahakofona [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra doa > loa-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe loaka
Kamban-teny 

Teny iditra doa > loa-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe loatra
Kamban-teny 

Teny iditra doa > loa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra nohanina ka avoaka amin' ny vava indray: Ny alika no miverina amin' ny loany
Famoahana vola, fanefana vola: Loa vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Vomit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vomissure [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra doa > loatra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Too much [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Trop, excessif [1.3, 1.8, 1.405]
  [Sakalava-Mayotte] Abusif [1.405]
Kamban-teny 

Teny iditra doa > loatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite
Action d'exhiber [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra doa > doana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fandonana mafy, kapoka midoboka izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Son d'un coup solide. [1.19]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra doa > doana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fangataha, fiangaviana [1.78]

Fivaditsoratra