Teny iditra doany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] toerana fijoroana (fivavahana) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [David 1952 (takila D)]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra doany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana
¶ Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany Frantsay: douane.
Teny mitovy hevitra ladoany

Teny iditra doany (doana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao doanana [fitanisana]

2017/03/10