Teny iditra dobaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Misafoaka noho ny hatezerana fa tsy mahatsindry fo
¶ Ngeza sy vaventy ary makadiry [Rajemisa 1985]

Teny iditra dobaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara, Taisaka] paraky [Rakotosaona 1972]

2012/11/01