Teny iditra dobodoboka (doboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra Ary amin' izany fifandonana mafy izany no miteraka ny dobodoboka sy ny vovo-drano mijofo miakatra ka raha voan' ny taratr' andro dia manangana avana mahafinaritra. [2.643]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20