Teny iditra dobofana (doboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany: Nodobofany totohondry ny lamosiko [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qu'on fait retentir, résonner [Abinal 1888]
Endriteny 
dobofana
dobofako
dobofanao
dobofany
dobofantsika
dobofanay
dobofanareo
dobofan'
dobofan-
dobofam-
dobofa-
nodobofana
nodobofako
nodobofanao
nodobofany
nodobofantsika
nodobofanay
nodobofanareo
nodobofan'
nodobofan-
nodobofam-
nodobofa-
hodobofana
hodobofako
hodobofanao
hodobofany
hodobofantsika
hodobofanay
hodobofanareo
hodobofan'
hodobofan-
hodobofam-
hodobofa-
dobofy
Teny mitovy hevitra dobohana

2015/09/19