Teny iditra dobohy (doboka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao dobohana [fitanisana]
Teny mitovy hevitra dobofy
Ohatra Dobohy ny totohondry ny lamosiny (Faites résonner un peu son dos en le frappant avec le poing) [Abinal 1888, takila 110]

2015/09/19