Teny iditra dodadoda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firehetan' ny afo misy kitay betsaka, midedadeda [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay comme dedadeda [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra dodadoda (doda)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra: Dodadoda loatra iny zanakao iny [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/11/01