Teny iditra dodana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Forehitra sy may, kila, miredaka: Dodana ny fanaka rehetra tao amin' ilay trano may
Maika dia maika, may [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31