Teny iditra dodoka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Maika, tery, na maimay; tsy manam-potoana betsaka azo ivalamparana
Mitovy hevitra: dodona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   pressé, qui a hâte de... [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra dodoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fialan-tsasatra [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/12