Teny iditra dodona
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maika fatratra, maimay te-hanao zavatra na hiteny eo no ho eo na handeha avy hatrany: Dodona erỳ Rakoto handeha hody
¶ Rototra, mafana fo: Tsy dodona akory izy nilazako izany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy in a hurry; pushing violently [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Tankarana] pressé. See dodoka. [David 1952 (takila D)]
Sampanteny 
Ohatra 
1tsy mahapetraka fa efa maika, dodona be ihany. [Rajemisa: Fiteny 3, takila 133]
2Soa ihany, fa izaho efa dodona amin' ny fahamaizako. [Andraina: I Vola, takila 99]
Teny nalaina 

2017/05/04