Teny iditra dodonana (dodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asaina mandeha haingana: Dodony izy fa hariva ny andro
¶ Terena, poretina: Tsy navelako fa nododonako mba handoany volako ilay Rangahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be hurried, to be urged along [Hallanger 1973]
Endriteny 
dodonana
dodonako
dodonanao
dodonany
dodonantsika
dodonanay
dodonanareo
dodonan'
dodonan-
dodonam-
dodona-
nododonana
nododonako
nododonanao
nododonany
nododonantsika
nododonanay
nododonanareo
nododonan'
nododonan-
nododonam-
nododona-
hododonana
hododonako
hododonanao
hododonany
hododonantsika
hododonanay
hododonanareo
hododonan'
hododonan-
hododonam-
hododona-
dodony
Teny nalaina 

2012/11/01