Teny iditra dofoky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanosy] Raotra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra dofoky
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] dombo [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] émoussé (instrument), retroussé (nez) [Deschamps 1936]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01