Teny iditra dohàka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra dohaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao. [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02