Teny iditra dokadoka (doka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (duplicatif de doka [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Tahaka ny tsy henon-dRainitondro akory ny dokadoka natao an-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 9]

Teny iditra dokadoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza firobonan-javamaniry maitso sy milenodenoka fatratra. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay luxuriant, de belle venue, en parlant de la végétation [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra dokadoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (l'adjectif dokadoka a pour sens général : luxuriant, dont la croissance est très active). Nom donné à des plantes à croissance rapide. Notamment :
¶  [Tandroy] Hibiscus ferrugineus Cav. (Malvaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Hibiscus ferrugineus

2017/12/09