Teny iditra dokam-barotra
Singan-teny doka ; varotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fampahafantarana sy fampanatonana ny entana mba hisarihana ny mpividy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Advertising, bragging, exaggerated praise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Réclame, publicité [1.8]
 Publicité [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08