Teny iditra doko
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka
¶ Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [Rajemisa 1985]
   ny maha-izy azy [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   identité [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra doko
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taimoro] irery, tsy manao inona [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   doka

Teny iditra doko
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  

Teny iditra Doko
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy   Demoka [3.1]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09