Teny iditra dokotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona mitovitovy amin' ny ganagana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a muscovy duck [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay canard musqué [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: duck.
Mpanahaka  sarin-dokotra
Teny nalaina 

2012/11/01