Teny iditra dolara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Dollar [1.66]
Marika iraisam-pirenena $ [3.1]
Ohatra 
1Isan-taona, dia hisy onitra homen' i Morosy an' i Madagasikara, dia volamena arivo dolara, volafotsy arivo dolara, vanja zato barika, basy, fitafiana, soavaly roa. [2.113]
2Voalaza fa tany Ilakaka, teo anelanelan' ny 1998 sy 2002, ny fitrandrahana safira sy karazam-batosoa mena dia nitarika fahaverezam-bola iray miliara dolara ho an' ny firenena. [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21