Teny iditra dombo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy maranitra: Dombo ny antsinao
¶ Donto ny lohany: Fantsika dombo [tohiny Rajemisa 1985]
   tsy maranitra [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   blunt, dull on the edge [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   émoussé, usé, obtus
¶ figuré: discrédité, annihilé, qui a fait son temps, tombé en défaveur [Abinal 1888]
   obtus, émoussé [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   émoussé [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Teny nalaina  
Fifanahafana   malombo

Nohavaozina tamin' ny 2012/01/28