Teny iditra domelina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako [Rajemisa 1985]
 donto [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay abruti [SLP: Voambolana]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra donto

2012/11/01