Teny iditra domohina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voromailala dia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tourterelle [1.3, 1.54, 1.13]
 Pigeon sauvage [1.13]
Ohatra 
1Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245]
2vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445]
3Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 
Mpanahaka  limohy ~ pakatova ~ voromahailala
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/01