Teny iditra dona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a shock, a blow, a knock [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   coup, choc [Hallanger 1974]
Ohatra   Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [Andraina: Mitaraina, takila 209]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   dondòna
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra dona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra dona
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   anguille. Cf. tòna. [Tankarana] [David 1952 (takila D)]
Voambolana  

Teny iditra dona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   tona

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10