Teny iditra | donafana (donaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Semporina amin' ny setroka: Aza donafana ny vahiny, rankizy Asiana: Nodonafany tehamaina ny zandriny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be smoked, to be suffocated with smoke [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on enfume; qu'on suffoque avec la fumée; [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | donahana | ||||||
Fivaditsoratra | donafana, fandoana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |