Teny iditra donaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Smoke from a fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3]
 Fumée [1.8]
Ohatra 
1Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka! [1.253]
2Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508]
Haiendriteny 
Tsotra : donaka, donak', dona-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Zanakanarana Dona-tsetroka (Andriarimalala René)
Ohabolana 

Teny iditra donaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vono na kapoka atao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Coup [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26