Teny iditra don-davitra
Singan-teny dona ; lavitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kotrok' orana any lavitra mahatonga hanembonembona ny havana tsy eo anatrehana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24