Teny iditra dongadonga (donga)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Matavitavy kely ka hita botabota ny takolany, tanany, tongony
Mitovy hevitra: botrabotra ~ botrefona ~ dofodofotra. [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra donga
Teny nalaina 

2012/11/02