Teny iditra donga vatana fa botry saina
Singan-teny donga ; vatana ; fa ; botry ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo zaza mihanta loatra, izay ny vatany mety ho botrefona fa ny saine tsy mitombo na kely akory aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24