Teny iditra dongon-tany (dongona, tany)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fasana:
Ao ambany
dongon-tany,
ao anaty
vatam-paty
misy reny
tsy miteny,
hatry ny ela
no tavela

(Eliza Freda) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31