Teny iditra dongy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany!
¶ Ditra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ohatra Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana; [Dahle: Angano, takila 234]

Teny iditra dongy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo [Rajemisa 1985]

2017/04/02