Teny iditra donina (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho
¶ Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana
¶ Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery, [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be struck, to be knocked on [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on frappe [Hallanger 1974]
Endriteny 
donina
doniko
doninao
doniny
donintsika
doninay
doninareo
donin'
donin-
donim-
doni-
nodonina
nodoniko
nodoninao
nodoniny
nodonintsika
nodoninay
nodoninareo
nodonin'
nodonin-
nodonim-
nodoni-
hodonina
hodoniko
hodoninao
hodoniny
hodonintsika
hodoninay
hodoninareo
hodonin'
hodonin-
hodonim-
hodoni-
dony

2012/11/01