Teny iditra don-tandroka
Singan-teny dona ; tandroka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fampitahorana atao amin' ny osa, saro-tahotra.., mba hahatonga azy hamboraka ny ao ampony na hanaiky lembenana, fomba mazàna ampiasain' ny mpaka am-bavany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24